Jentilisa BOMBS 2007

Tsy toy ny tambajotran-tserasera fampiasantsika amin’izao fotoana izao fa mora tadiavina kokoa ny votoatin’ny bilaogy, indrindra fa amin’ny milina fitadiavan-teny. Mifanaraka amin’izany ihany, voatahiry ela izy ireny raha mbola velona ihany koa ny lohamilina (server) mitahiry ny votoaty, no miendrika matotra kokoa amin’izay tian-kampitaina.

http://jentilisa.blaogy.com/