Gazety Avylavitra BOMBS 2009

Raha ho ahy manokana, betsaka lavitra noho ny fotoana ahafahako misera mivantana amin’ny tapaka sy namana ny fotoana laniko eo am-pototry ny solosaina. Betsaka koa anefa ny zavatra tiana ho ampitaina sy ifampizaràna amin’ny mpiarabelona, mba ho filàna hevitra , fampahafantara,a na ho fifanabeazana. Fomba iray ahafahana manao an’izay ny ilaogy

https://gazetyavylavitra.wordpress.com/