Laza Gasy tsy very, BOMBS 2007

Toraka Blaogy, Miposaka ny masoandro. Mifoha ny eritreritra. Miainga ny fanahy. Mibosesika ao an-doha: tononkalo, rijan-teny, sarisary, feon-kira… Raisina ny penina. Avoaka ny ao am-po. Rehefa afa-po, dia ampidirina an-tsolosaina: izay ilay toraka blaogy. Laza GasyTsyVery

Advertisements